|
|
|
|

Teny iditra1 kohafina
Fototeny  2kohaka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Antsoina amin' ny fikohafana: Nokohafiko izy fa tsy niherika akory. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9 fanakiho, 10 fihonaka, 11 fikohana, 12 kahofina, 13 kohafina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12