|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kohadavareny |
| Singan-teny | 2kohaka, 3lavareny |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Aretin-kohaka mety hahavoa ny zaza eo amin' ny enim-bolana ka hatramin' ny dimy taona eo, ary mora fantarina amin' ny serisery, maso mitsiranondrano sy kohaka mateza amin' ny alina; tapabolana aorian' ny famantarana voalohany, dia miseho ilay feo "lavareny" toa misioka isaky ny mikohaka, avy amin' ny fisintonan' ny fiainana amin' ny faran' ny kohaka mafy mifampitohitohy; aretina faran' izay mora mifindra ny kohadavareny, irony antsoin' ny olona hoe manara-damba.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6whooping cough.
[3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7coqueluche.
[1.54] |
| Ohatra |
8 Roa herinandro aty aoriana dia manomboka ny kohadavareny.
[2.424#]
|
| Voambolana | 9 Fahasalamana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|