|
|
|
|

Teny iditra1 koha-maina
Singan-teny  2kohaka, 3maina
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5kohaka tsy misy rehoka.
6toe-javatra hararaotina. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7toux sèche. [1.13]
Voambolana  8 Fahasalamana
Ohabolana  9 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02