|
|
|
|

Teny iditra1 koe
Sokajin-teny  2 kianteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3(fifintinan' ny teny roa "koa hoe") Enti-manamafy izay lazaina: Koe handeha aho ka mbola manontanitany ihany ianareo. [1.1]

Fivaditsoratra  4 eko, 5 keo, 6 koe, 7 oke

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12