|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kododohina |
| Fototeny | 2kododoka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Atao haingana.
5Asaina manao haingana, dodonana, dodosana: Aza kododohinao aho fa vita ratsy eo ny raharaha. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|