|
|
|
|

Teny iditra1 kobilaina
Fototeny  2kobila
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Voaforiporitra, voavilavila, voaviravira: Nokobilain' ny ankizy ny satrok' ilay namany.
5Levilevena tsy itondrana roa: Kobilain' ny mpampiasa azy isan' andro izao Rakoto.
6Roridroritina, saritahina: Nokobilain' izy rehetra aho. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7Qu’on rend tortu, qu’on froisse, qu’on déchire, qu’on maltraite, qu’on tiraille: Kokobilain’ ilay ity ny satroko (Cet être-là a froissé mon chapeau) ~ Nokobilain' ny manamboninahitra ilay miaramila ka mafy ny nanjo azy (Ce soldat a été maltraite par l'officier, et il en a vu de dures) ~ Izaho irery no mba kobilain' izy rehetra ka tsy misy iainako akory (Je suis seul à être tiraillé par eux et je n’ai pas un moment pour respirer). [1.3#344]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  12 Ankiliabo, 13 ikobilana, 14 kobilaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12