|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kobanina |
| Fototeny | 2kobana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Atsikebona ka miloatra daholo ny loto ao aminy: Nokobanin' ny ankizy ny rano tao am-pantsakana ka naloto.
5Hetsiketsehina: Kobany ao anaty barika ny rano hanasana azy. 6Ahontsankontsana: Kobano ny fanafody alohan' ny hisotroana azy. 7(lamba sasana) Atsoboka ao anaty rano madio mba hanala ny ranon-tsavony: Kobanina ny lamba rehefa vita ny fikosehana azy. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8Qu'on agite, qu’on trouble, qu’on remue dans un récipient.
9Nokooanin’ ny mpandeha ny rano ka tsy azo sotroina. 10Les passants ont troublé l’eau, et elle n’est pas potable. [1.3#344] |
| Ohatra |
11 Amin'ny farany, kobanina ny lamba mba ho lasa ny ranon-davenona.
[2.117#]
|
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 17 ankabony, 18 an-kobany, 19 kinobana, 20 kobanina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|