|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kobaka am-bava |
| Singan-teny | 2kobaka, 3vava |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny frantsay |
5paroles flatteuses, adulation.
[1.3] |
| Ohatra |
6 Ary ny kabary sasany, dia zary kobaka am-bava na rendrarendra foana.
[2.298]
7 Eny e, ny vola aman-karena tokoa no mahaolona, ary tsy lainga na kobaka am-bava fotsiny fa tena vonona ny hampiadana azy rehetra tokoa Ravokatra. [2.470] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|