|
|
|
|

Teny iditra1 kobabaina
Fototeny  2kobaba
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Atao maimaika, mehina, dodonana, rotorotoina: Aoka hilamina fa aza kobabaina ny raharaha. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5Qu'on dit ou qu’on fait avec précipitation, qu’on fait hâter.
6Aza kobabainao ny raharaha.
7Ne faites pas le travail avec trop de précipitation. [1.3#343]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  12 ikobabana, 13 kobabaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12