Teny iditra | kizo tokana | |
Singan-teny | kizo ; tokana | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Lalana tsy misy afa-tsy tokana: Lalana kizo tokana ny fahafatesana (ny fahafatesana no hany tokana fiafaran'ny fiainana) [1.1] | |
Ohatra | Lalana tery kizo tokana avy ao andrefana no hany fidirana mankao.
[2.508] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/24 |