|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kizakizaina |
| Fototeny | 2kizakiza |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Atao tsinontsinona, ivaivaina, vingavingaina: Aza kizakizaina toy izany aho fa olona mba manana ny hajako.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5Dépréciation, manque de respect.
[1.3#342] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|