|
|
|
|

Teny iditra1 kizahasina
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Hazo lehibe mahafinaritra mety hahatratra roapolo metatra ny haavony ary dimampolo santimetatra ny tsipika mamaky ny afovoany; manimanitra izany ny fofon' ny voany ary misy voamadinika mety hahazoana menaka mifanahatahaka amin' ny dibera (Symphonia sp). [Betsimisaraka] [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4Ce sont principalement : Symphonia urophylla (Decne.
5ex Planch.
6& Triana) Benth.
7& Hook.
8f.
9ex Vesque , Symphonia louvelii Jum.
10& H.Perrier (Clusiaceae).
11Beaux arbres atteignant jusqu'à 20-25 m de haut, à belles fleurs rouges même lorsqu'elles sont en boutons.
12Les fruits arrondis ou pyriformes peuvent atteindre un poids de 500 gr.
13Leur chair est parfumée.
14Les graines fournissent une matière grasse concrète, sorte de beurre végétal.
15Très apprécié pour la préparation des produits de beauté, pour les traitements dermatologiques et comme véhicule pour l'application en onguent de produits médicamenteux.. [Betsimisaraka] [1.196]
Voambolana  16 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12