|
|
|
|

Teny iditra1 kivina
Fototeny  2kivy
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Atao izay hahakivy, ketrahina: Aza kivinao amin' izany filazana antsanga tsy aman' orana izany ny zanako. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to be discouraged by someone or something. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6qu'on décourage. [1.8]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  11 ankivy, 12 kivina, 13 vañiky, 14 vikina, 15 vinaky

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12