|
|
|
|

Teny iditra1  kivero
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [Betsileo] fefy na fefy rano akaiky fatana nasiana ny mpifana taloha: Hanominda aombe ny ona fa handrana kivero (Hamono omby ny olona fa handrava fefy nifanana) [1.78]

Fivaditsoratra  kivero, 4 vorike

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04