|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 kivalavala |
| Fototeny | 2valavala |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Be vazivazy, be vosobosotra somary tsy mendrika, olona tsy ampoka.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5said or done in jest; showing disrespect.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6fait ou dit par plaisanterie.
[1.3#341, 1.8] 7qui aime à plaisanter, à rire. [1.3#341] 8peu respectueux. [1.8] |
| Ohatra |
9 Indraindray misy kivalavala ka nanontany hoe : Lahy sa vavy izao zanakao Raparitra?
[2.285#]
10 Ianao mpitana an-dRamasobe sampin-dRavololona sampy malaza, hoy ilay anankiray kivalavala izay [2.588] |
| Voambolana | 11 Ontam-po |
| Teny iditra (2/3) | 12 kivalavala |
| Fototeny | 13vala |
| Sokajin-teny | 14 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
15Fefifefy amaritana tanàna na voly.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
16petit parc, petit entourage.
[1.3#341] |
| Teny iditra (3/3) | 17 kivalavala |
| Sokajin-teny | 18 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
19Anja-by lavalava fanaovana tefy madinidinika.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
20fer réduit en tringle et devant servir à forger de petits objets.
[1.3#341] |
| Fivaditsoratra | 21 kilavalava, 22 kivalavala |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|