|
|
|
|

Teny iditra1 kitroana
Fototeny  2kitro
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Enti-milaza ny vy dorana atao mena mivaivay ka dilorina amin' ny tandroka. [1.1]
Tovy hevitra  5kotroana

Fivaditsoratra  6 akitrano, 7 kaonitra, 8 kitroana, 9 kotraina, 10 tany roka, 11 tinoraka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12