|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kitraina |
| Fototeny | 2kitra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Kotabaina, kotranina: Kitrain' ny ahiahy ny saiko.
5Ampanenoina: Nokitrainy ny vola tao am-paosiny ka gaga ny mpandalo. 6Sokirina, kitihina, taomina, vokisana: Nokitrainy hanaraka azy ny zanako. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 12 ikitrana, 13 katrinia, 14 kitraina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|