|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 kitoka
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fisafoahana mandalo, hasarotam-po, fahalonilony, fahasosorana.. [1.1]
Tovy hevitra  4kitokitoka

Teny iditra (2/2)5 kitoka
Sokajin-teny  6 anarana
Fanazavàna teny malagasy  7fanenitra. [Bara] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  8guêpe.. [Tankarana] [1.19]
9guêpe. [1.13]
Voambolana  10 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Tovy hevitra  11kitoky
Mpanahaka  12 fanenitra

Fivaditsoratra  13 katoky, 14 kitoka, 15 kotika, 16 takoky, 17 tokaky, 18 tokika

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19