|
|
|
|

Teny iditra1 kitari-daolao
Sokajin-teny  2 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3Hira fanaon' ny tovovavy amin' ny takariva diavolana: mandeha mifampitohitohy maro ny ankizy ka ny tanany havanana itohizany amin' ny eo aloha, ary ny havia amin' ny eo aoriana. [Betsileo] [1.1]
Mpanahaka  4 isambalahazo, 5 isanandravava, 6 isandrary

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02