|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 kitaotao
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Karazam-borona. [1.1]
Voambolana  4 Haibiby: vorona

Teny iditra (2/2)5 kitaotao
Sokajin-teny  6 anarana
Fanazavàna teny malagasy  7Karazan-javamaniry misy vodiny fihinana (Dioscorea hexagona, Bak). [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8(de taotao : faire de petits préparatifs ; accumuler des provisions).
9Dioscorea hexagona Baker (Dioscoreaceae).
10Tubercule comestible.
11En cas de guérilla, on repérait à l'avance les peuplements de ces ignames qui constituaient une réserve alimentaire.
12Signalé anciennement par A.
13Grandidier, Malzac, etc.. [Merina, Betsileo] [1.196]
Voambolana  14 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  15 kitaotao, 16 kitoatoa

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/13