|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kisosy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Aretina mahatonga ny tena hivoaka voampano, tahaka ny kitrotro na bonibony, rehefa avy voan' ny nendra
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 [Tankarana] rougeole.
[1.19] 5 éruption cutanée après la petite vérole [1.54] |
| Voambolana | 6 Fahasalamana |
| Tsipelina hafa | 7 kisoso |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|