|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  kiso
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [Antesaka] antsy fanao am-paosy [1.78]
4 [Sihanaka] antsy [1.78]
5 [Tanala] antsy fandidian-kena: Tra-draha tsy amin-kiso ka manao mesa vazankoho (tra-javatra tsy manana antsy ka ny hoho no andidiana) [1.78]
6 [Betsimisaraka] Antsy, antsipika [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 couteau de table [1.3]

Teny iditra (2/3)8  kiso
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny malagasy  10 Teny entina miantso ny kisoa. [1.1]
Voambolana  11  Haibiby: (amin' ny ankapobeny) 12  Feo
Tovy hevitra  13 kisokiso

Teny iditra (3/3)14  kiso
Sokajin-teny  15  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  16 morose, hargneux [1.3]

Fivaditsoratra  kiso, 17 Kosi, 18 Kosy, kôsy, 19 soky

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04