|
|
|
|

Teny iditra1 kisinina
Fototeny  2kisina
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Mitokontokona na midongidongy sy tsy rototra raha ampanaovin-draharaha na irahina, na dia hanao sy handeha ihany aza. [1.1]

Fivaditsoratra  5 kisinina, 6 sikinina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12