|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kisarihasina |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Karazan-kazo madinidinika mitovitovy amin' ny landihazo, saingy maniry amin' ny tany mandomando; fampiasan' ny olona amin' ny vay noho izy manalefaka ny fanaintainam-pivontosana.
[Betsileo]
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4(de sary : image ; tout ce qui ressemble à quelque chose sans cependant lui être identique ; et hasy : le cotonnier).
5Malvacée ( ?) indéterminée. 6Elle pousse généralement au bord des eaux. 7Les feuilles sont écrasées fraîches et appliquées en emplâtre maturatif sur les abcès (d'après le R.P. 8Dubois). 9On l'appelle encore sarisarindandihazo.. [Betsileo] [1.196] |
| Voambolana | 10 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody |
| Tsipelina hafa | 11kisarihasy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|