|
|
|
|

Teny iditra1 kiriolona
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Vazaha fotsy hoditra tendra tany amin' ireo tany nozanahin' ny ray aman-dreniny fahizay.
4Safitra zanaky ny Vazaha sy ny tompontany, mainty na zarazara ny oditra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5a creole, esp, a person from Reunion. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6créole, spéc.
7de la Réunion. [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12