|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kirioka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Enti-milaza tandrok' omby mahitsy fa kely rirana ary fahita amin' ny omby tsy dia araka ny izy ny halehiben' ny lohany.
[Betsileo]
[1.1] |
| Tsanganana sy sary iray takila |
4 Bikan' ny tandrok' omby |
| Fivaditsoratra | 5 akikiro, 6 kiraoky, 7 kirioka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|