|
|
|
|

Teny iditra1 kiraroana
Fototeny  2kiraro
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Omena kiraro, asiana kiraro: Kiraroy ny ankizy, ry Ketaka. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9 ankarario, 10 kiraroana, 11 ranoriaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12