|
|
|
|

Teny iditra1 kirango
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3ranjo: Totoitra teoeo aba aho ka save maratsa ny kirangoko (Tafintohina (totoitra) teo re aho ka tena maratra ny ranjoko). [Betsileo] [1.78]
4iray amin'ny taolan-dranjo. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5tibia. [1.13]
Voambolana  6 Haiaina
Tsipelina hafa  7kiranjo

Fivaditsoratra  8 kirango, 9 kironga, 10 ngiroka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12