|
|
|
|

Teny iditra1 kipaka
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fanendahana na fanesorana na fandroahana tsy misy fanajana; fiendahana, fialana mitambatra; fielakelahan-javatra mihofakofaka miala.. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4Action de chasser, d’expulser, de rejeter, de repousser.
5Action de se détacher, de s'écailler, de détacher, d'enlever. [1.3#332]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tovy hevitra  26kipakipaka

Fivaditsoratra  27 kapika, 28 kipaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19