Teny iditra | kionkiona | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Teniteny, bedi-bedy: Olona be kionkiona koa raha itony Rakoto itony [1.1] | |
Teny iditra | kionkiona | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazana jaboady [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Civette. [1.19] | |
Belette [1.54] | ||
Voambolana | Haibiby: mampinono | |
Fivaditsoratra | kionkiona, koinkoina |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |