|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 kinto
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Tezitra, vinitra, misamboaravoara. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4fâché. [1.3#332, 1.19]
5irrité, ennuyé, dérangé. [1.3#332]
6qui pousse des soupirs ; troublé.. [Tankarana] [1.19]
Sampanteny 
Anarana :

Teny iditra (2/3)8 kinto
Sokajin-teny  9 anarana
Fanazavàna teny malagasy  10Karazan' akoho zafindraony nompiana teto fahizay, madinidinika nefa mafana fo raha hiady ary fohifohy nefa makadiry ny vavany. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  11métis, hybride, se dit surtout du croisement du coq et des poules. [1.3#332]
Ohatra  12 Dia ny akoho kinto no manarakaraka, fa ny akoholahy lava vava sy ny akoholahy fantàka dia atao ho ratsy. [1.437#]
Voambolana  13 Haibiby: vorona

Teny iditra (3/3)14 kinto
Sokajin-teny  15 anarana
Fanazavàna teny malagasy  16Karazam-borombazaha kely. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  17petit canard.
18Thalassornis leuconota.
19Smith.. [1.3#332]
Voambolana  20 Haibiby: vorona
Tovy hevitra  21kintobeloha
Kamban-teny rehetra  22kintobeloha
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08