|
|
|
|

Teny iditra1 kinosoka
Fototeny  2kosoka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4voakosoka, kosohina, dilorina: Nokinosokao savony tsara ve itỳ pataloa itỳ.
5voatorotoro: Paraky tsy kinosoka tsara ity. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6qu’on a frotté, broyé. [1.3#361]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
Tovy hevitra  10voakosoka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12