|
|
|
|

Teny iditra1 kinobana
Fototeny  2kobana
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Voakobana, kobanina, tsikebonina: Nokinoban' ny ankizy ny rano ka maloto. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5troublé, remué, renflé, gonflé. [1.3#344]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
Tovy hevitra  9voakobana

Fivaditsoratra  10 ankabony, 11 an-kobany, 12 kinobana, 13 kobanina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12