|
|
|
|

Teny iditra1  kinkiho
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [Tanala] ny faritra ivelan'ny fitohizan'ny toron-tsandry sy ny sandry, kiho: Mitovy foretana fany samby hafa fandre koa ny lohalitre amin'kinkiho (samy miforitra nefa samihafa fandry toy ny lohalika sy ny kiho) [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  4 [Tankarana] coude (minko). § kìho. [1.19]
Voambolana  5  Haiaina
Tovy hevitra  6 kihokiho

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04