|
|
|
|

Teny iditra1 kinisoka
Fototeny  2kisoka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4voakisoka, voatorotoro, voatoto: Paraky tsy nokinisoka tsara izy izany. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5moulu, pulvérisé: Tsy nokinisoka tsara ity paraky ity (Ce tabac n’a pas été bien pulvérisé). [1.3#337]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
Tovy hevitra  9voakisoka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12