|
|
|
|

Teny iditra1 kindava
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Enti-milaza karazan-tandrok' omby mahitsy manahatahaka ny tandro-balala. [Betsileo] [1.1]
Tovy hevitra  4tsindavalokana
Tsanganana sy sary iray takila  5 Bikan' ny tandrok' omby

Fivaditsoratra  6 kindava, 7 vindaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12