|
|
|
|

Teny iditra1 kinaroka
Fototeny  2karoka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4voakaroka, karohina, zahana, tadiavina: Efa nokinaroko hatraiza hatraiza fa tsy hitako. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5fouillé, gratté, cherché, remué, sondé, scruté. [1.3#315]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
Tovy hevitra  9voakaroka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12