Teny iditra | kinaolo | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazan' olon-dia izay voalaza ho fohy ary ratsy tarehy izaitsizy. Olona mahia tsisy nofo mova tsy taolam-potsiny [1.1] | |
Fivaditsoratra | kinaolo, koloina |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |