|
|
|
|

Teny iditra1 kinanjo
Fototeny  2kanjo
Sokajin-teny  3 tambinteny [Fitanisana]
Ohatra  4 kinanjo, tsy niverina Rainilidy [2.470#135]
5 Hehy no nantenaiko hasetriny ny teniko, kinanjo maso nanganohano no nibanjina ahy [2.471#22]
6 kinanjo, tsy vatana poaka aty intsony no nokatsahinao, fa fanahy iray mbola tsy nitia [2.529#105]
Tovy hevitra  7kanjo

Fivaditsoratra  8 ankonjy, 9 kinanjo

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/10