|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 kinangaly
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3mainty. [2.588#115]
Ohatra  4 Dia nitodika nanondrotondro ireo Vazaha tery an-dafy atsinanana tamin'ny tehina kinangaly (mainty) teny an-tanany izy [2.588#115]
Kamban-teny rehetra  5vatokinangaly

Teny iditra (2/2)6 kinangaly
Sokajin-teny  7 anarana
Fanazavàna teny malagasy  8Hazo fanandratana na fanohizana sampy na ody. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08