|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 kinahy
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3iniana, nahy. [Bara] [1.78]

Teny iditra (2/2)4 kinahy
Sokajin-teny  5 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  6nokasaina. [Taisaka] [1.78]

Fivaditsoratra  7 ankihy, 8 hainky, 9 hinika, 10 kihina, 11 kinahy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12