|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 kimandrimandry |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [Sakalava] fivavahana amin'ny razana atao amin'ny alina ho fangataham-pitahiana ho an'ny zaza hoforàna
[1.78] |
| Teny iditra (2/2) | 4 kimandrimandry |
| Sokajin-teny | 5 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 [Masikoro] fiaretan-tory
[2.606#152] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|