|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 kima |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Taolan-tehezana farany amin' ny olombelona sy amin' ny biby.
[1.1] |
| Voambolana | 4 Haiaina |
| Teny iditra (2/2) | 5 kima |
| Sokajin-teny | 6 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
7anaran-kena amin'ny omby.
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8faux filet.
[1.13] |
| Voambolana | 9 Toe-karena: hanina |
| Fivaditsoratra | 10 kima, 11 Makì, 12 Maky, maky, 13 mika, Mika |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|