|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kilosy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Karazana lamban' ny Ntaolo, izay ny tenany landihazo fa ny fahany rongony.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4Etoffe indigène en coton..
[1.3#331] 5Tissu de coton filé et tissé à la main par la méthode ancestrale. 6On utilise soit les fibres du cotonnier spontané, Gossypium arboreum var. 7perrieri (Hochr.) B.L.Rob. 8(Malvaceae), soit celles du cotonnier cultivé.. [Merina, Betsileo] [1.196] |
| Ohatra |
9 nisy ny lamba landihazo tsotra ary ny lamba kilosy, izay ny tenany landihazo fa ny fahany rongony.
[2.436#]
|
| Voambolana | 10 Toe-karena: zaitra |
| Fivaditsoratra | 11 kilosy, 12 siloky, 13 soliky |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/13 |
|