|
|
|
|

Teny iditra1 kilemaina
Fototeny  2kilema
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Manan-takaitra tsy mety sitrana intsony (tapa-tongotra, bory tanana...). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5maimed, crippled. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6estropié, mutilé. [1.8]
7infirme. [1.13]
Voambolana  8 Fahasalamana
Ohabolana  9 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  10 kilaimena, 11 kilemaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02