|
|
|
|

Teny iditra1 kilaometatra
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Halavirana mitovy amin' ny arivo metatra, izay lasa refy fototra amin' ny:.
4a) fandrefesana elanelan-toerana na tanàna: Fianarana dia 405 kilaometatra avy aty Antananarivo.
5b) fandrefesana halavan-drenirano na ony: I Matsiatra-Mangoky no lava indrindra amin' ny ony rehetra eto Madagasikara fa mahatratra 530 kilaometatra. [1.1]
Voambolana  6 Toerana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12