|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 kilao
Fototeny  2kila
Sokajin-teny  3 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana kilaina [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Teny iditra (2/2)4 kilao
Sokajin-teny  5 anarana
Fanazavàna teny malagasy  6Vato mizana fototra amin' ny fandanjana zavatra lehibe ka mitovy havesarana amin' ny arivo grama, fa ny fampitahandanja aminy akaiky dia ny rano 1 litatra: Anaovy kely hena iray kilao aho. [1.1]
Tovy hevitra  7kilaograma

Fivaditsoratra  8 iloka, 9 kalio, 10 Kaloy, kaloy, 11 kialo, 12 kilao, 13 kiloa, 14 kolay, 15 laiko, 16 lakoy, 17 laoky, 18 Lioka, 19 loaky, 20 olika

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05