|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 kilambolambo
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3malamalama, malambolambo. [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :

Teny iditra (2/2)5 kilambolambo
Sokajin-teny  6 anarana
Fanazavàna teny malagasy  7fanalamana, fanalambolamboana. [1.1]

Fivaditsoratra  8 kilambolambo, 9 kimbalombalo

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19