|
|
|
|
Teny iditra
1
kikitra
Sokajin-teny
2
anarana
Fanazavàna teny malagasy
3
Filofosana amim-paharetana amin' ny asa na izay atao; fiezahana hatrany ary tsy kivy..
[
1.1
]
Sampanteny
Matoantenin' ny mpanao :
4
makikitra
,
5
mikikitra
,
6
mikikira
Matoantenin' ny iharana :
7
a
ki
kitra
,
8
akikiro
,
9
kikirina
,
10
kikiro
,
11
tafakikitra
,
12
voakikitra
Matoantenin' ny fameno :
13
iki
ki
rana
Anarana :
14
fikikirana
,
15
fikikitra
,
16
kikikikitra
,
17
mpikikitra
Mpamaritra :
18
mahakikitra
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19