|
|
|
|

Teny iditra1 kifolona
Fototeny  2folona
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fakan-javatra fihinana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5Ipomoea desmophylla Bojer ex.
6Choisy (Convolvulaceae).
7Les racines charnues sont consommées, surtout en temps de disette.
8Elles seraient purgatives à haute dose.
9La partie aérienne est consommée par le bétail ; bonne fourragère (observation des vétérinaires de Kianjasoa).. [Merina, Sakalava] [1.196]
Ohatra  10 Ny vodin' ny kitsangana sy ny an' ny kifolona dia somary be ranony kokoa noho ny an' ny avoko, ary mila hanakaiky ny mangahazo manta ny tsirony. [2.643#]
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  11 fanoloky, 12 kifolona

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/13